Vita soa matsara ny BOMBS sy ny FBC 4. Efa fantatrareo tsara zao ireo mpitoraka blaogy nandresy tao amin'ny BOMBS fa andraso avereniko eto ny lisitra. CultMada, nahazo ny sokajy ara-koltoraly. I Pierre Maury dia mpanoratra gazety mipetraka any Madagascar ary mpamoka boky voalhohany amin'ny format ebook. Vazahagasy nandresy tao amin'ny sokajy fiainana andavan-andro. Mipetraka any Diego izy io ary mafinaritra be ny loharantsoratra amin'ny teny anglisy ao aminy. Fahitako azy dia izy ireo dia tena mavita mampitatra tsara an'ny Madagascar any ivelany. Ny blaogy manaraka dia VeTo nahazo ny sokajy Teny Gasy. Mampafantatra ny zava-mitranga rehetra izy sady hanampiny sary ny heviny. Lazarbi ny tao amin'ilay sokajy be mpandray anjara indrindra, Tanora. Ireo blaogy ireo makony no mameno ny blogasfera . Ny photo-montages sy ny karazana tantara ao aminy dia mampiseo tsara ny talentan'ireo ankizy ireo. Mifarana sady voalohany dia i Shoan, feno fitiavana sy hafaliana ny blaoginy ary raha toa ka misy fotoana ianareo dia mandalova kely ao aminy.
Tamin'ny sabotsy ny rendez-vous (malaza be) ny FOKO ! Efa faha efatra zao lé izy ary hita fa efa zatra mihona ao amin'ny FOKO ny olona. Na mpitoraka blaogy any ivelany, na any Madagascar na avy any ivelany mandalo any dago.Ny mpandray anjara tao amin'ny teknet dia nankafia ny fanampiana sy ny sosokevitra natolotray teo ary hita mihitsiny fa efa misy mahay mihitsiny ao amizareo ! Reto ary ny blaogy vaovao tao amin'ny FBC. Aza adino fa vao manomboka zareo sao dé ataonareo hoe BOMBS eo !
http://avylavitra.wordpress.com/
http://fcandy.wordpress.com/
http://walmad.wordpress.com/
http://pakysse.wordpress.com/
http://sasa.blaogy.com/
http://manjamanja.blaogy.com/
http://blanche07.blaogy.com/
http://limahl.wordpress.com/
http://maposy.wordpress.com/
http://gazetyavylavitra.wordpress.com/
http://tenygasiko.wordpress.com/
http://rmstephy.wordpress.com/
Malagasy Blogasyfera as a big family! Our monthly blogging workshops in Tananarive hosted at Teknet has become a tradition. Our collegues from FOKO helped the new bloggers through their first experience at this Media Citizen and we were very much surprised to see participants from the last edition giving advices and helping around as well. As for the chatroom and the Skype meeting, they only asked us on the "best design?" or about "the tree planting event ". The first posts started very heated discussions among every participants : Vola who lives in France had the kindness to take a pause from her holidays to attend the FBC as a tutor, Vaomiera who wasn't used to multi-themes multi-participants discussions was a very good adviser ("don't write too long texts, keep your ideas clean) and Trinitty gave us her point of view on Microfinance when Tnr gave interesting tips…
The new bloggers will participate at the Best of (foko) Blog Club to follow the steps of CultMada, VeTo, Vazahagasy, Lazarbi and Shoan. And why not we bet you some of them will win the 2008 edition??

Après les BOMBS, les FBC BOMBS ! Nous sommes (super) fiers de lancer le mini-concours de blog destinés à encourager les participants aux atelier de blogging parrainé par FOKO à Madagascar. Peut-être se trouvent en eux un littéraire comme CultMada, un accro aux médias comme VeTo,, une observatrice à l'oeil attendri comme Vazahagasy,, un garçon très inspiré comme Lazarbi ou une mère-courage au coeur d'or comme Shoan. Il ne tient qu'à vous de les motiver en commentant constamment leur très beaux articles.
Avec le soutien de la communauté, tout ceci n'aurait jamais pu arriver ! Et je n'aime vraiment pas parler de communauté, selon moi cette expression rappelle les vases clos avec des idées qui tournent sur elle-mêmes et par un phénomène pas trop scientifique, attirent les uns et les autrs vers le fond. Je préfère dire famille. Oui c'est vrai Vola est la cousine de Lova, Trinitty ne connaît pas Vaomiera mais leurs idées sont apparentées, Mialy n'a jamais vu Tnr…La famille peut : s'engueuler ("je te dis les malgaches ne sont pas africains!"), se conseiller ("pas trop de textes dans les nouveaux blogs svp"), s'adorer, s'entraider, s'observer…mais toujours toujours on reste solidaires les coudes serrés!
Share on Facebook