TIGblogs TIG | TIGblogs GROUP TIGBLOGS LOGIN SIGNUP
FOKO MADAGASCAR
FOKO MADAGASCAR
Foko Is Da Club !

Inona hono no malaza any?  FOKO ihany ê !

Efa fantatrareo angamba ny momban'ny Blog Clubs, sa ahona ry maintikely? Hoan'izay mbola tsy mahafantatra dia io Club io dia isakin'iray volana mitoerana ao @ Teknet Isoraka. Fa raha ohatra ianao any ampita na tsy afaka dia misy Chatroom koa ao @ FOKO ahazonao miresaka aminry zareo ao amin'ilay Blog Club. Efa faha telo zay no nihisin'io FBC io ary efa blaogy 10 eo eo no vao tokana. Ny tena tiko ao aloha dia ny Ambiance ê! Ny ekipan'ny FOKO dia miara miasa amin'ny Namana Serasera ao Antananarivo. Ry Stéphane, Hery, Hjk, Glou sy Tantely no mampianatra sy mampirisika an'ny mpitoraka blaogy vaovao ary hisaorana ry zareo @ ny asa sy ny animation ! Zahay aty ivelany moa dia ao amin'ny Chat sy Skype ihany no mandray anjara. Aingana be ilay FBC dia lasa rendez-vous amin'ny mpitoraka blaogy aty ivelany ary manararotra manao "coucou" kely amin'ry Vola, Iidz, Lova, Mialy sy Ikalakely. Na tsy mifampafantatra aza izahay, mandritrin'ny telo ora hiasana (tena lasa "asa" marina ê!) ao @ FBC dia mandeha be ny resaka. Tamin'ny farany faharoa nisy podcast fanampinan'ilay sary sy chat azo vakinareo ao amin'ny FOKO.

Amin'ny zao fotoanan'ny fety zao dia nisy vaovao mahafinaritra be ampanfatarinay aminareo :

Nahazo Rising Voices ny FOKO BLOG CLUB ! 

(more…)


December 29, 2007 | 8:12 AM Comments  0 comments

Tags:
You must be logged in to add tags.


Joan R's Profile

Joan R's Friends


Latest Posts
Interview With A Young...
Interview Avec Une...
Interview Avec Une...
Tamatave Participates...
Blog Action Day : Foko...

Monthly Archive
October 2007
November 2007
December 2007
January 2008
February 2008
March 2008
April 2008
June 2008
July 2008
August 2008
September 2008
October 2008
December 2008
February 2009
March 2009
May 2009
June 2009
July 2009
August 2009
September 2009
October 2009
December 2009
March 2010

Change Language


Tags Archive
africa blog caring club english environment environmentalinitiative events featured features foko fokoblogclub français greenfoko healthcare madagascar malagasy naturaldisaster news podcasts risingvoices sideblog slashandburn stories sustainablevillage thanks treeplanting video whalebeaching womenempowerment

Filter By Type
Travel
Topics

Friends
Lindsey Higgs
Rasoanaivo Alisoa


19653 views
Important Disclaimer