Fambolen-kazo tany Antsahabe
>>>Article disponible en français ici>>>
Ny Asabotsy 23 Febroary 2006 teo, no nanatanterahana ny andiany voalohany amin’ny fambolen-kazo hiarahan’ny fikambanana Foko Madagascar sy ny ONG Fanamby. Zana-kazo miisa 1.100 fototra no novolena tao amin’ny fokontany Antsahabe, kaomina Anjozorobe ary karazan-kazo “ravin-tsara” (camphora) no novolena tamin’izany.Ny Fikambanana Antsahabe miray no ho tompon’andraikitra voalohany amin’ny fanaraha-maso [...]