Ny fahatongavany ekipa mavesatra ny mpitoraka blaogy mikarakara ny Rising Voices izay nosoloany David sy Georgia tena dia nahafinaritra be tokoa satria dia nafahahana nifanome traikefa sy fifanakalozana fa indrindra ny fifandraisana izay nisy teo amin ny ekipa ny foko rehetra isaka ny region.
Iza moa i David: raha ny momba ity ranamana iray ity [...]